Avenir de l’Entreprise : Survivra-t-elle ?
1- Mbola hijoro ary ve sa hikatona ity orinasako ity afaka 1 taona, 2 taona, 3 taona.
✓ Tsy eritreritreritra fa mila chiffre mitombina tsara, tsy foronina ao an-tsaina fotsiny fa chiffre mipetraka tsara.
Situation Financière et Rentabilité
2- Manambola ihany ary ve ity orinasako ity ; ohatrinona ?
3- Ohatrinona izao ny vola miodina ato? ilay valeur nividiananao azy ve izany sa ny valeur-ny amin'izao,...
4- Fantrao ve ny isan'ny stock-nao amin'izao : oviana no nanana chiffre exact,…
Contrôle des Coûts et Marges
5- Fantatrao exact ve ny masonkarenan'ny entana amidinao ?
Oviana no nisy niova ny vidin'ny entana dia novainao araka izay ve,...
6- Fantatrao ve ny tombombarotra azonao isan'andro
Zany hoe tombombarotra miala dépenses rehetra JIRAMA, karaman'ny mpiasa, hofantrano, sns.....
ISAN'ANDRO fa tsy isam-bolana.
Gestion des Risques et Résilience

1

1
7- Ny jiro eto amintsika tsy tomombana fa miovaova ny tension électrique.
Afaka miatrika izany ve ny orinasanao.

2

2
8- Raha miakatra 10% ny masonkarenanao androany...
Manana vahaolana azo hampiarina avy hatrany ve ianao hamenoana an'io fiakarana io.

3

3
9- Manao vente à crédit ve ianao...
Fantrao ve ny impact an'izay eo amin'ny orinasanao raha tsy misy manome vola ireo androany.
Clients, Solutions et Liquidité
1
10- Mety manana gros client ianao...
Ohatrinona ny vola tsy miditra raha miala ireo; efa manana vahaolana ve ianao.
2
11- Raha misy vola ilainao maika...
Inona avy no azonao raisina eo no eo: vola any amin'ny Banky, caisse, stock-na entana…
3
12- Mahazo tombony ve ianao sa matiantoka amin’io asanao io...
Firy ilay tombony sa ohatrinona ny fatiantoka.
Capacité de Financement et Projets Futurs
1
13- Mahavita mamerim-bola amin'ny Banky marina ary ve ity asa ity...
Raha mieritreritra hanao prêt bancaire.
2
14- Mba hahavitako manangana trano na hividianako fiara ary ve ity asa ity.
3
Sao mila mitady fiaraha-miasa vaovao....
Sa mila activité vaovao mihitsy ary raha mila dia inona no atao.
Évolution, Innovation et Ressources Humaines
17- Miha mandroso ve sa tsy mandroso ity asa ity sa ahoana ?
18- Raha mila manao fanavaozana ny tsena isaky 6 mois ianao...
Manam-bola hanaovana izany ve!
19- Mba miasa ihany ve zareo ao...
Izaho aty tsy mahita izay zavatra mitranga ao.
22- Mila renfort hanampy izao eo an-tsena amin'ny week-end izao...
Aiza ary no hahita olona azo antoka afaka hanampy eo.
Résilience, Diversification et Croissance
23- Manana vola mipetraka hanombohana asa hafa ve ianao raha very asa na rava asa tampoka.
24- Maninona ary no tsy mivoatra mihitsy ity tsena ity, efa ho 10 taona izao : tsena iray ity foana, ny trano tsy miova.
Made with